|
|
|
|

Teny iditra1 vady ahantona
Singan-teny  2vady, 3ahantona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5vady noroahina fotsiny fa tsy mbola nisaorana, izany hoe tsy mbola nisarahana ara-dalàna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6femme renvoyée sans être divorcée. [1.3]
7Femme que son mari a renvoyée sans lui accorder le divorce : elle est comme en suspens.
8Le divorce était nécessaire pour délier la femme des liens du mariage : l' expression se disait des affaires laissées en suspens. [2.415#1414]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12