|
|
|
|

Teny iditra1 ahantona
Fototeny  2hantona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty.
5Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be hung or suspended; to be hanged. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on pend, qu'on suspend. [1.8]
Ohatra  8 dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857#]
9 ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14vady ahantona
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 ahantona, 17 tananaho, 18 tohanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02