|
|
|
|

Teny iditra1  vadin' ny maro lahy
Singan-teny  2 vady, 3 maro, 4 lahy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 vehivavy efa voalaza dieny mialoha amin' ny fangatahana azy fa ho vadin' ny rahalahim-badiny hatrany izy raha sendra ka maty hatrany koa izay manambady azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 [vadin' ny marolahy] épouse qui passe légalement à son beau-frère à la mort de son époux [1.3]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04