|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsivakivolo |
| Singan-teny | 2tsy, 3vaky, 4volo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6jereo tsy vaky volo.
[3.1] |
| Ohatra |
7 hampiray an' Imerina tsivakivolo.
[2.113#]
8 Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo. [2.503#] 9 ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa. [2.113#] |
| Tsipelina hafa | 10tsy vaky volo |
| Fivaditsoratra | 11 tsivakivolo, 12 tsy vaky volo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|