|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy tambo isaina |
| Singan-teny | 2tsy, 3tambo, 4isaina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7innumerable.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8innombrable.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
9 Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina
[2.69]
10 noho ny famindrampòny tsy tambo isaina [2.59] 11 Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina. [1.353] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|