|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tambo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ialohan' ny hoe "tsy" mandrakariva io teny io, ka ny heviny amin' izany dia hoe be dia be, lehibe dia lehibe hany ka...: Tsy tamboko holazaina ny fahoriana nampitondrain-dRangahy io ahy (be dia be ka tsy hitako holazaina...).. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Ce mot est toujours précédé de tsy et signifie alors : si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut.... [1.3]
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6 tambo
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8(mot d'origine souahéli d'après Grandidier).
9Ancien nom donné aux feuilles du Poivrier bétel, Piper betle L.
10(Piperaceae), qu'on importait comme masticatoire et pour vernir les dents en noir, avant l'utilisation des frotte-dents qui paraît plus récente.. [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12 mbato, 13 tambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11