|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 isaina |
| Fototeny | 2isa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao.
5Heverina ho anisan'ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on compte, qu'on énumère, qu'on met au nombre de.
7Azo isaina ho lehilahy ny zanakao (Votre enfant peut compter pour un homme, peut être mis au nombre des hommes). [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 aisina, 15 isaina, 16 isiana, 17 Sinaia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|