|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy tambo |
| Singan-teny | 2tsy, 3tambo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
5si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut....
[1.3] |
| Ohatra |
6 avy no mikoy: " tsy tambo holazaina daholo!
[2.296#108]
7 tsy tambo lehitsy, ry Goaibe fa aoka izay a! [2.643#72] 8 tsy tambo ny resaka rahefa izahay roa lahy no tafaraka. [2.5] 9 tsy tamboko hovelomina ny zanako (Mes enfants sont si nombreux que je puis à peine les nourrir) [1.3] 10 tsy tambonay holazaina ny soa nataonao (Nous sommes incapables de dire le bien que vous avez fait) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|