|
|
|
|

Teny iditra1 tsy miteny tsy mivolana
Singan-teny  2tsy, 3miteny, 4mivolana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza. [1.1]
Ohatra  7 Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [2.324]
8 tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy [2.470]
9 Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [2.996]
Mpanahaka  10 tsymahatenytsymahavolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02