|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy misy kitotony |
| Singan-teny | 2tsy, 3misy, 4kitotony |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy.
7Tsy misy filaminany, tsisy firindrany. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qui n'a plus de prix, qui est en désordre, dédaigné, abandonné.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|