Teny iditra | kitotony (kitoto) | ||
Sokajin-teny | anarana kitoto sy mpisolo | ||
Fanazavàna teny malagasy | (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |