|
|
|
|

Teny iditra1 tsy miraika
Singan-teny  2tsy, 3miraika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ne pas s'émouvoir, ne pas réagir. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be unperturbed, to be unimpressed. [1.7]
Ohatra  7 Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho. [2.324]

Fivaditsoratra  8 mitakasiry, 9 tsy miraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11