|
|
|
|

Teny iditra1 tsy mifaditrovana
Singan-teny  2tsy, 3faditra, 4ovana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6injuste, cruel, sans pitié. [1.3]
Ohatra  7 Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
8 Olona tsy mifaditrovana! [2.472]
9 Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11