|
|
|
|

Teny iditra1 tsy maninon-tsy maninona
Singan-teny  2tsy, 3maninona
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5nothing at all, all right. [1.2#290]
Fanazavàna teny frantsay  6cela ne fait rien, il se porte bien. [1.3#281, 1.5#155]
Ohatra  7 ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69#25]
8 Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69#63]
9 Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558]
10 Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285#318]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02