|
|
|
|

Teny iditra1 tsy mahasehaka
Singan-teny  2tsy, 3mahasehaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy mahaleo amin' ny ady, na mangina tsy mahateny nony mifamaly am-bava. [1.1]
Ohatra  6 Ny fitiavam-bola anefa raha tsy, impitony tsy mahasehaka mihitsy. [2.499]
7 Sisan' ny nampiasaina tamin' ny Ady lehibe voalohany ireo, ka tsy ny fifandonana loatra tsy akory no nantenaina taminy, fa ny ho fanampitosika sy mpandrava tantara raha ohatrohatra ka tsy mahasehaka ny mpamely, ary ho mpiaro vodilaharana kosa raha voatery hihemotra ny tafika. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12