|
|
|
|

Teny iditra1 mahasehaka
Fototeny  2sehaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity.
5Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao.. [1.1]
Kamban-teny rehetra  6tsy mahasehaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08