|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mahalala tsy misy |
| Singan-teny | 2tsy, 3mahalala, 4misy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|