|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsofy rano |
| Fototeny | 2tso-drano |
| Singan-teny | 3tsofy, 4rano |
| Sokajin-teny | 5 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsofin-drano [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6bénis, bénissez.
[3.1] |
| Ohatra |
7 Aoka ho ahy ny tsiny fa tsofy rano aho
[2.643#92]
8 tsofy rano mba ho tonga soa aman-tsara! [1.219] 9 Andriamanitra ô, tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay [0] |
| Mpanahaka | 10 vavakaalohannysakafo |
| Fivaditsoratra | 11 Ranofotsy, ranofotsy, 12 tsofy rano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|