|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vavaka alohan' ny sakafo |
| Singan-teny | 2vavaka, 3aloha, 4sakafo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6bénédicité.
[1.66.fr#83] |
| Mpanahaka | 7 vavakaaoriannysakafo |
| Lahatsiratra manontolo |
8 Andriamanitra ô, 9 tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay. 10 Tahio ireo nikarakara ary ampianaro izahay hifampizara. |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|