|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tsiriry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray. [1.1]
Voambolana  4 Haitao
Tovy hevitra  5raobine

Teny iditra (2/3)6 tsiriry
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9the whistling teal (a duck). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10sarcelle. [1.54]
11sarcelle, espèce de canard sauvage. [1.8]
12grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis). [4.22]
13grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii). [4.22]
14nom de plusieurs oiseaux aquatiques : canards et sarcelles. [1.196]
Ohatra  15 tsiriry sy angaka mankeo mba hikorana; [1.265#]
16 Ny tsiriry niorika, ny akanga nivalana; [2.69#]
Voambolana  17 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  18kiborano, vivy
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)20 tsiriry
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano.
23(Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24Leersia hexandra Sw.
25(Poaceae) ; Graminée proche du riz ; espèce hygrophile, excellente fourragère.
26Pour distinguer la plante de l'oiseau, on appelle souvent la première tsiriry ahitra et le second tsiriry vorona.
27Un proverbe malgache dit : « tsy mba tsiriry vorona anie aho, fa tsiriry ahitra ».
28Je ne suis pas l'oiseau tsiriry, qui s'envole et dont il ne reste rien, mais l'herbe tsiriry, fixée à la terre (la fortune véritable).
29Une jeune femme cite souvent ce proverbe pour s'engager à être bonne ménagère.
30Le tsiriry, espèce très rustique, jouissait de la réputation d'être indestructible : « doroana, tsy may », même si on y met le feu, il ne brûle pas.
31D'où son emploi dans certaines cérémonies d'exorcisme.
32Nom malgache et identité mentionnés anciennement par Grandidier, Malzac, etc.. [Merina] [1.196]
Ohatra  33 ka ny tsiriry manitra, tian' andriana; [2.69#]
Voambolana  34 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08