|
|
|
|

Teny iditra1 tsipy sandry
Singan-teny  2tsipy, 3sandry
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lomanon' ny efa mahay, izay manipy ny tanany lavitra ka manaraka an' iny ny vatany. [1.1]
Mpanahaka  6 antsitrika, 7 ranotsilany, 8 tsikaroka, 9 tsipisandry

Fivaditsoratra  10 tsipisandry, 11 tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02