|
|
|
|

Teny iditra1 tsipisandry
Singan-teny  2tsipy, 3sandry
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra. [1.1]
Tsipelina hafa  6tsipy sandry

Fivaditsoratra  7 tsipisandry, 8 tsipy sandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02