|
|
|
|

Teny iditra1 tsinjovina
Fototeny  2tsinjo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!.
5Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu'on regarde en bas, au loin.
7figuré: sur qui on veille. [1.3#780]
Ohatra  8 Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445#]
9 Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02