|
|
|
|

Teny iditra1 tsinjovy
Fototeny  2tsinjo
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsinjovina [Fitanisana]
Ohatra  4 tsinjovy ny zandrinao (Veillez sur votre cadet) [1.3#780]
5 tsinjovy kely ny ondry, sao homana ny vomanga (Regardez un peu les brebis de peur qu’elles ne mangent les patates) [1.3#780]
6 tsinjovy kely ange iretsy ombinay erý an-dohasaha e! [1.1]
7 tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10