|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindrantsindrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo.
4Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|