|
|
|
|

Teny iditra1 mitsindrantsindrana
Fototeny  2tsindrantsindrana
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4(volo) Tsy milamina, misy mitsingatotra na mitsangantsangana.
5Mipelipelika, tsy mahatombin-tsirakafa manketsy mankeroa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12