|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsindrantsindranana |
| Fototeny | 2tsindrantsindrana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra.
5Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|