|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsimahalatsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana hafa ilazana ny tsimperifery.
[1.1] 4(Piper borbonense) zavamaniry fahita any an'ala, misy voanymadinika an-tsalohiny ka miloko mena rehefa masaka, mani-pofona, mamy am-boalohany fa masiatsiaka am-parany toy ny dipoavatra vahiny ny tsirony, raha totoina dia afangaro amin'ny sakay voatoto matetika: Eny amin'ny tsenan' ambamnivohitra matetika no ahitana ny tsimahalatsaka amidy.. [1.62#1042] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[tsy mahalatsaka]
5a climbing plant.
6Same as sakavirombato (Bets.), and tsimperifery. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(de tsy : négation ; et mahalatsaka : que l'on peut avaler ; allusion à sa saveur brûlante).
8Suivant les régions :. 9C'est le nom donné aux Poivriers sauvages : Piper borbonense (Miq.) C. 10DC. 11cité par Grandidier, qu'il vaut mieux appeler Piper pyrifolium Vahl (description antérieure) et Piper pachyphyllum Baker (Piperaceae). 12Souvent appelés aussi tsimperifery . 13D'après Grandidier, leur décoction était administrée comme reconstituant dans les cas de grande fatigue. 14Le Dr Fontoynont (communication personnelle) la tenait pour spécifique des fièvres bilieuses hématuriques, complication fréquente à l'époque des accès de paludisme.. [Merina, Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 16sakavirombato, tsimperifery |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 tsimahalatsaka |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19(de tsy maha : qu'on ne peut pas ; et latsaka, ici dans le sens de laisser tomber à terre, gaspiller).Cissus microdonta f.
20deltoidea Desc. 21(Vitaceae). 22Les fruits de ce cissus sont très appréciés et on s'efforce de les ramasser sans en perdre. 23Nom et identité d'après Desc., dans Humbert, Flore de Madagascar, Vitaceae (1967), p. 24102.. [Tsimihety] [1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|