|
|
|
|

Teny iditra1 tsikamokamo
Fototeny  2kamo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4malaindaina, tsy rotodrototra. [1.1#986]
Fanazavàna teny frantsay  5nonchalant, paresseux; s.
6comme kamoladina, mais moins usité. [1.3#765]
Ohatra  7 Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo? [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  11 mitsako moka, 12 tsikamokamo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19