|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsikamokamo
Fototeny  2tsikamokamo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miseho ho malaindaina, tsy rotodrototra, mitsimozimozy, mivaroraka, miborerarera. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to do something reluctantly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être nonchalant, paresseux. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10 mitsikamokamo
Sokajin-teny  11 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12mitaredretra. [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12