|
|
|
|

Teny iditra1 tsihitafototra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy manam-paka miorina amin' ny tany izy io fa mitevitevika eny amin' ny sampan' ny ahitra rehetra eny ka toa miankina amin' ny ain' ny ahitra ny fivelomany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(de tsi, négation ; hita : action de voir, d'apercevoir ; et fototra : la souche ; on n'en voit pas la souche parce que les rameaux grêles, lianoïdes sont extrêmement enchevêtrés).
5Nom donné à deux plantes parasites courant sur la végétation qui les entoure :. [Merina, Betsileo, Sakalava]
6(1) Cassytha filiformis L.
7(Lauraceae)..
8(2) Cuscuta chinensis Lam.
9(Convolvulaceae)..
10Toutes deux sont considérées comme médicinales.
11La première fournit des infusions astringentes et diurétiques.
12La seconde est laxative, employée en cas de constipation.. [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Mpanahaka  14 tsyhitafototra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 tsihitafototra, 16 tsy hita fototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02