|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsihina
Fototeny  2tsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany.
5Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren' ny olona ka lany terỳ !. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 tsihina
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12(de tsi, négation ; et hina : entente, accord ; la recherche de son tubercule est une cause de conflits, de disputes).
13Dioscorea antaly Jum.
14& H.Perrier(Dioscoreaceae).
15Tubercule alimentaire.. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 hitsina, 18 tsihina, 19 tsy nahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12