|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsienimposa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-kazo misy tsilotsilony hatrany ampotony ka hatrany an-tendrony (hany ka tsy anihin' ny fosa), fanaovan' ny olona ody.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de tsi, négation ; anihina : grimper, monter sur un arbre ; et fosa : carnivore malgache, Cryptoprocta ferox ; le fosa ne monte pas à cet arbre parce que son tronc est pourvu d'épines)..
5Cuphocarpus aculeatus Decne. 6& Planch. 7(Araliaceae). 8Son bois sert à faire des amulettes d'après Malzac. 9La décoction des feuilles est administrée contre les coliques ; c'est un odi-kibo.. [Merina] 10D'après Grandidier ce nom serait aussi donné à Cuphocarpus inermis Baker (Araliaceae), simple forme inerme de l'espèce précédente. 11C'est de son tronc, facile à travailler, qu'on tire l'instrument de musique appelé lokanga (A. 12Grandidier).. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Ohatra |
13 Izao no anaran' ny fanafody : 1 tsienimposa raviny 2 Manavodrevo 3 Horovy 4 Voanalakely 5 Anantsinahy ka ny lahy 6 Tsimpohafoha 7 Vody fiahana 8 Vody antsoro.
[2.59#]
|
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|