|
|
|
|

Teny iditra1 tsarapaka
Fototeny  2tsapaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19