|
|
|
|

Teny iditra1 mitsarapaka
Fototeny  2tsarapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro.
5Miantoraka mamely ny fahavalo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12