|
|
|
|

Teny iditra1 fitsarapahana
Fototeny  2tsarapaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12