Teny iditra | tsara mandroso, tsara miverina (tsara, roso, verina) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Firariana ny dian' ireo handeha lavitra ho lavorary, na eo amin' ny fandrosoana ho any na ny fiverenana hody [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |