|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsakatsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 katsakatsa, 12 tsakatsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|