|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsakatsaka |
| Fototeny | 2tsakatsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba.
5Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra. 6Miriorio etsy sy eroa. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mitsakatsakà |
| Fototeny | 12tsakatsaka |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsakatsaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mitsakatsakà, mitsakatsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|