|
|
|
|

Teny iditra1 fitsakatsakana
Fototeny  2tsakatsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana miditra any anaty lobolobo misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12