|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanatsaka
Fototeny  2tsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Teny iditra (2/2)4 fanatsaka
Fototeny  5hatsaka
Sokajin-teny  6 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7Fomba entina manatsaka, mamarana, manaratsaka, mampitovy tantana.
8Azo hatsahana, azo faranana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12