|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tranon' omby
Singan-teny  2trano, 3omby
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara. [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  6étable. [1.3]
Voambolana  7 Toe-karena: fiompiana

Teny iditra (2/2)8 tranonomby
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy. [1.1]
Voambolana  11 Finoana

Fivaditsoratra  12 tranonomby, tranon' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03