|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 toy izany |
| Singan-teny | 2toy, 3izany |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5like that, thus.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6comme cela.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tonga toy izany izy indray andro
[2.472]
8 Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay [2.471] 9 toy izany koa ianao, toy izany koa itompoko-lahy Dada [2.470] 10 Sambatra ny ray aman-dreniny manana zazalahy toy izany [2.324] 11 Iza no nananatra any ialahy, no hendry toy izany ialahy? [2.293] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|