|
|
|
|

Teny iditra1 tora-kovitra
Singan-teny  2toraka, 3hovitra
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5mandeha tsy azo tanana ny hovitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6all of a tremble. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7tremblant, frissonnant. [1.3]
8tremblant. [1.8]
Voambolana  9 Fahasalamana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02