|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tony |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Maotona tsy misy rivotra: Andro tony.
4Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony. 5Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6quiet, calm.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tranquille, calme.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra.
[2.324]
9 Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [2.471] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22elanelan' angôvon-toerana raha tony |
| Teny iditra (2/5) | 23 toñy |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25fanononana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/5) | 26 toñy |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 29 tony |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31vidy, vidiny.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 32 tony |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture.
[1.414#224] |
| Fivaditsoratra | 35 ntoy, 36 Otnì, 37 Otny, 38 tony, toñy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|