|
|
|
|

Teny iditra1 fanonena
Fototeny  2tony
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanenona, 6 fanonena, 7 fonenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12