|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongobolo tampenam-bava |
| Singan-teny | 2tongotra, 3volo, 4tampenana, 5vava |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7enti-milaza olona tsy avala hilaza ny heviny na izay tiany holazaina fa tsentsenana avy hatrany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|