|
|
|
|

Teny iditra1 tampenana
Fototeny  2tampina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany.
5Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko.
6Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka.
7Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance.
8Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to be plugged; to be filled with a patch; to be corked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10qu'on bouche, qu'on obstrue. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15tongobolo tampenam-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08