|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra mitaingina eo ambonin' ny tena izy.
4Teny nilazana ny trafon' omby fahiny. 5Tatao na fanampy. 6Teny fanafohezana ny hoe tongoamihonkona. [1.1] 7hatevin'ny nofontany na vato mandrakotra velarana iray. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Nom de la bosse du bœuf autrefois.
9ce que l’Etat perçoit, prélève, ses revenus provenant des taxes, des impôts et des droits de toute sorte. 10surplus, cadeau donné en sus du marché, surenchère. [1.3] 11couche. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 34Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|