|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanongoa |
| Fototeny | 2tongoa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza.
[1.1] |
| Ohatra |
5 famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10mifanindry |
| Kamban-teny rehetra | 11tsy misy vato mifanongoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|